|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 foza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famoriporetana, familavilana. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5fozafoza
Kamban-teny rehetra  6tanimangampoza

Teny iditra (2/4)7 foza
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9circoncision. [1.13]
Voambolana  10 Fahasalamana
Mpanahaka  11 didiampoitra, 12 fora, 13 hasoavana, 14 sambatra, 15 savatse, 16 tapakanake

Teny iditra (3/4)17 foza
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20a small fresh-water crab.. [1.2]
21a crab. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22crabe. [1.8]
Ohatra  23 Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
24 Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
25 Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana  26 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)29 foza
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31Karazan' adabo fihinam-boa. [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32(vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer).
33Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae).
34Graines comestibles fournissant une bonne fécule.
35Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots.
36La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants.
37C'est peut-être l'origine du nom.
38Ils dégagent alors une forte odeur d'éther.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  39 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40 foza, 41 Zofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02