|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hasoavana |
| Fototeny | 2soa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra.
5Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6goodness; favorable circumstances.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bonté; circonstances favorables.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 hasoavana |
| Fototeny | 10soa |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13hasoavan-jaza.
[1.13] |
| Voambolana | 14 Finoana |
| Fivaditsoratra | 15 hasoavana, 16 voasahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|