|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fomba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiaraka mandeha, fanotrona
4 Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
5 Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
6 Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
7 Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 custom, habit. [1.2]
9 a custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  14  fahazarana, 15  famindra., 16  fanao, 17  fenitra, 18  fihetsehan, 19  fihetsika, 20  filamatra, 21  filatro, 22  riba, 23  sata
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how fomba
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 26  fomba
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Tovy hevitra  30 fombanala
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28