|
|
|
|

Teny iditra1 fihetsika
Fototeny  2hetsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany.
5Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6comportement, attitude, mobilité. [1.13]
Ohatra  7 Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445#]
8 Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#]
9 Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519#]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 fihetsika, 12 fitsikeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08