|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy.
4Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina.
5Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6custom, habit; manner of governing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7coutume, habitude; manière de gouverner. [1.8]
Ohatra  8 Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [2.503]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 sata
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(de sata : habitude ; ce dont on use habituellement).
15Nicotiana tabacum L.
16(Solanaceae).
17Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache.. [Bara] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 atsa, 20 sata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02