|
|
|
|

Teny iditra1 fivondronam-pokontany
Singan-teny  2fivondrona, 3foko, 4tany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany. [1.1]
Ohatra  7 Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#]
Tovy hevitra  8fivondronana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11