|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 foko
Fototeny  2fo
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe fo
Fanazavàna teny anglisy  4my heart. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5mon coeur. [3.1]
Ohatra  6 Mafy toy ny vato ny foko! [2.508]
7 Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4]
8 Nafana ny foko tato anatiko; [2.996]

Teny iditra (2/4)9 foko
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany.
12Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo. [1.1]
13vondrona iray razana, iray fomba amam-panao. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14a tribe, a caste, a group. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15tribu. [1.3.fr#181, 1.8, 1.13]
16caste, groupe. [1.3.fr#181, 1.8]
17famille, secte, classe. [1.3.fr#181]
18Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme.
19Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante.. [1.196]
Ohatra  20 Ny foko Antaisaka no ao atsimony. [2.508]
21 Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113]
Haiendriteny 
22 Tsotra :
23 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)28 foko
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny frantsay  30(du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne.
31(Apocynaceae).
32On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs.
33Voir aussi fokotohatse.. [1.196]
Voambolana  34 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)35 foko
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny frantsay  37D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth.
38(Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  39 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40 foko, 41 kofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11