|
|
|
|

Teny iditra1 filankevitry ny fampanarahana fitsipika
Singan-teny  2filana, 3hevitra, 4fampanarahana, 5fitsipika
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo. [1.62#404]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11