|
|
|
|

Teny iditra1 fitsipika
Fototeny  2tsipika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako.
5Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ.
6Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a principle, a rule or regulation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle.
9Figuré: règle de conduite, règle de foi. [1.3#783]
10règle, règlement. [1.8, 1.13]
11principe. [1.8]
Ohatra  12 Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity; [2.332]
13 Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny. [1.320]
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 14 amin' io teny io

Fivaditsoratra  15 fipitsika, 16 fitsipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08