|
|
|
|

Teny iditra1 filankevitra ambonin' ny mpitsara
Singan-teny  2filana, 3hevitra, 4ambony, 5mpitsara
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara. [1.62#404]
Voambolana  8 Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11