|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 ambony
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany.
4Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Above, over, higher in rank.
6The opposite to ambany. [1.2]
7above, up.
8ambònin'ny ...
9: above .... [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10en haut, au-dessus.
11ambònin' ny ...
12: au-dessus de .... [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tohi-kevitra  21ambany
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 46 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)23 ambony
Sokajin-teny  24 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka.
26Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely.
27/ Ambony fahaizana izy
.
28Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony..
29Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava. [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)32 ambony
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny malagasy  34atsinanana. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  35The east. [Provincial] [1.2]
Voambolana  36 Toerana

Teny iditra (4/4)37 ambony
Sokajin-teny  38 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  39indray. [Taisaka] [1.78]
Tovy hevitra  40ambola

Fivaditsoratra  41 ambino, 42 ambony, 43 anomby, 44 imbona, 45 manibo, 46 mañoby, 47 mboany, 48 miboña

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11