|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mpitsara
Fototeny  2tsara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a judge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6juge. [1.8]
Ohatra  7 Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324#]
8 dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  10Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)11 Mpitsara
Sokajin-teny  12 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  13Judges: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14Juges: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  15 Soratra Masina
Lahatsoratra  16Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17 Mpitsara, mpitsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03