|
|
|
|

Teny iditra1  fiarahamonina
Singan-teny  2 fiarahana, 3 monina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [1.13.mg#70]
6 [fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  7 [fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [1.13.fr#70]
8 [fiaraha-monina] société [1.13.fr#70]
Ohatra  9  natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508#23]
10  Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267]
11  Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13]
12  Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606]
13  Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27]
14  Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43]
Tsipelina hafa  15 fiaraha-monina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04