|
|
|
|

Teny iditra1 NewsMada
Zana-dohateny  2 Les Actus de Madagascar
Sokajin-teny  3 anarana (gazety)
Voambolana  4 Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  5
Mpanonta printy 
Sombiny  Ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Unesco momba ny tenin-dreny, mikarakara velakevitra ny Akademia Malagasy. Anisan'ny lohahevitra ifantohan’izany ny hoe « ny fandrafetana ny abidia ho an’ny teny malagasy », hotanterahina ny 7 febroary izao, etsy amin’ny Akademia Malagasy etsy Tsimbazaza. Nanohana ny Mitsinjo ny fanjakana finlandey, ny taona 2011, nambolen-kazo tamin’ ny velaran-tany 25 ha.
2013/02/05
2013/08/06

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02