|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Fianarantsoa |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
[2.472]
4 izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48] 5 Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: tanàna |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 Fianarantsoa |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
9iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara.
10Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana. [3.1] |
| Voambolana | 11 Pôlitika |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny faritany enina |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 19 Fianarantsoa, 20 trano fiasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|