|
|
|
|

Teny iditra1 faritany
Singan-teny  2faritra, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina.
6Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(fari-tany) A boundary, a landmark.. [1.2]
8a certain territory or region. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9territoire, région. [1.8]
Ohatra  10 Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
11 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
12 Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Voambolana  13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  20 Ny faritany enina

Fivaditsoratra  21 faritany, 22 fatraiñy, 23 finaitra, 24 rifatina, 25 tarifina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11