|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Toliara |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.11] 3nom français: Tuléar. [3.1] |
| Voambolana | 4 Haitoetany: tanàna |
| Tsipelina hafa | 5toliary, toliary |
| Teny iditra (2/2) | 6 Toliara |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara.
9Misy faritra efatra ao anatiny: Anosy, Androy, Atsimo Andrefana, Menabe. [3.1] |
| Voambolana | 10 Pôlitika |
| Tsipelina hafa | 11toliary, toliary |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny faritany enina |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 19 alitora, 20 Toliara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|