Teny iditra |
fangalabola
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola,
dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
|
| Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | La chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fangalabola
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Karazana manavy (biby) [1.10]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fangala-bola
(halatra, vola)
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Ohabolana |
|