|
|
|
|

Teny iditra1 fangalatra
Fototeny  2halatra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-mangalatra.
5Loza raha hangalatra, zatra mangalatra: Zaza fangalatra Ikotofatsora. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Anything stolen.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7ce qu'on vole, la manière de dérober. [1.3#209]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09