|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fangala-bola | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mitondra adidy amy ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [2.653]
Mitondra adidy amin' ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy mangalatra manana adidy, ohatra ny fangala-bola. [2.653, 2.165]
Tsy mangalatra manana adidy, sahala amin' ny fangala-bola. [2.558 #293] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Celui qui commet le vol le plus grave, c' est celui qui vole de l' argent. [2.165 #1060] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|