|
|
|
|

Teny iditra1 fahiny
Singan-teny  2faha~, 3iny
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[iny, that.] Formerly, in times past, at that time.. [1.2]
Mpanahaka  7 elabe, 8 fahagola, 9 fahagolantany, 10 fahataloha, 11 fahizany, 12 taloha, 13 tanyambadikimanareza

Fivaditsoratra  14 fahiny, 15 fanihy, 16 fihany, 17 fihina, 18 hanify

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31