|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iny |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny.
4Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5that.
[1.2#289, 1.7] 6this. 7It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. 8It is also used when giving anythig to a person. [1.2#289] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9ce, cet, cette.
[1.3#280, 1.8] 10celui-là, celle-là. 11Détermine aussi un temps passé. [1.3#280] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|