|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahagola |
| Singan-teny | 2faha~, 3gola |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola.
[1.1] 6taloha, fahiny. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7anciently, in former times..
8ancient, very ancient. [1.2#146] 9in olden times. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10anciennement.
[1.8] 11archaïque. [1.13] |
| Ohatra |
12 Ny mponina fahagola : Ny Vazimba.
[2.508]
13 Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120] 14 Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Fotoana |
| Tovy hevitra | 17fahagolantany |
| Mpanahaka | 18 fahiny |
| Lahatsoratra | 19Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|