|
|
|
|

Teny iditra1 ela be
Singan-teny  2ela, 3be
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 ela be taty aoriana, tadidiko iny resaka iny. [2.472]
6 fantatro fa zavatra tsy maintsy hitranga eo amin' ny fiainana, saingy mbola any aoriana ela be any izany, ka hadalana ny hamantoka ny saina aminy. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29