|
|
|
|

Teny iditra1 fahizany
Singan-teny  2faha~, 3izany
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5taloha ela, fahiny. [1.1]
Ohatra  6 Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245#]
7 Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437#]
8 Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113#]
Tovy hevitra  9fahizay, fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12