|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 fa-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe fatra

Teny iditra (2/7)3 fa~
Sokajin-teny  4 tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/7)5 fa
Sokajin-teny  6 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8but. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9mais. [1.8]
Mpanahaka  10 kanjo, 11 nefa, 12 saingy
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 14 amin' io teny io

Teny iditra (4/7)14 fa
Sokajin-teny  15 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17for, therefore, because, that.
18Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce.
19Be, fa mangidy: much but bitter.
20Milaza fa handeha izy: he says that he will go.. [1.2]
21for, therefore, because. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22car.
23Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade. [1.12]
24car, parce que. [1.8]

Teny iditra (5/7)25 fa
Sokajin-teny  26 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  27déjà. [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Teny iditra (6/7)28 fa
Sokajin-teny  29 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  30efa. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  31a contraction of efa. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (7/7)32 fa    
Sokajin-teny  33 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  34Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama. [1.1]
Voambolana  35 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  36 do, 37 la, 38 mi, 39 re, 40 si, 41 sol
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02