|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 si    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3(na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony. [1.1]
Voambolana  4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  5 do, 6 fa, 7 la, 8 mi, 9 re, 10 sol
Sary 

Teny iditra (2/2)11 Si    
Sokajin-teny  12 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  13Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  14Silicon.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  15Silicium.. [3.1]
Voambolana  16 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  17 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02