|
|
|
|

Teny iditra1 nefa
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza hevitra mifanohitra amin' ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara homarihina fa manana endrika roa hafa io teny io, izay tsy dia tena mitovy fampiasa aminy: "anefa" sy "kanefa": -- anefa, dia fampiasa matetika eo aorian' ny teny voalohany amin' ny tapaky ny fehezanteny faharoa: Marary izy; mahagaga anefa fa tonga ihany; -- kanefa: fampiasa raha lavalava ilay tapaky ny fehezan-teny faharoa: Marary izy, kanefa mahagaga fa tonga ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4nevertheless, though.
5It is the primitive root of the words anefa, fanefa, kanefa, kandrefa.
6It is also the provincial past tense of efa.. [1.2]
7but (same as kanefa but used in slightly different ways). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8cependant; kanefa et nefa s'emploient selon que les deux membres de la phrase mis en opposition sont long ou bref; anefa est enclitique.
9-- Namely ny anao lahy, kanefa tsy nahavoa fa maika loatra -- Namely ny anao lahy, nefa tsy nahavoa -- Namely ny anao lahy, tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka. [1.12]
10mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente). [1.8]
Mpanahaka  11 fa, 12 kanjo, 13 saingy

Fivaditsoratra  14 fane, 15 fena, feña, 16 nefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05