|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dridridridry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho.
4Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5same as dredridredry..
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 11 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|