|
|
|
|

Teny iditra1 dredridredry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Taraindraina; tomanimany lava na fikonetaka toy ny misy maharary, na mampiseho hantahanta. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a groaning; as from pain; creaking, as a door; scraping as hinges wanting oil.
5See dridridridry. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  11 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19