|
|
|
|

Teny iditra1 fidridridridriana
Fototeny  2dridridridry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitaraindrainana; famoahana feo maharitra hafahafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de se plaindre, de grincer, de craquer. [1.3#117]
Ohatra  6 Fa efa nandre feo Aho tahaka ny vehivavy raha miteraka sy fidridridridriana tahaka ny vehivavy izay vao miteraka [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12