|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidridridridry |
| Fototeny | 2dridridridry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho
[1.1]
5 Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|