|
|
|
|

Teny iditra1 midridridridry
Fototeny  2dridridridry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io.
5Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02