|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 dika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antemoro+Antesaka] dia
[1.78] 4 Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Antesaka] longueur d'un pas
[1.82] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 32 dika |
| Sokajin-teny | 33 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Antemoro+Antesaka] dingana
[1.78] 35 [Bara] lasa [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36 See dingina, vikina, vokina
[1.2] 37 crossed over [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 [Antesaka] parti, passé
[1.82] 39 dont on s'est écarté [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 44 dingina, vikina, vokina |
| Kamban-teny rehetra | 45 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 46 dika |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
48 [Sihanaka] faditra
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 49 ala dika |
| Fivaditsoratra | dika, 50 kady, 51 kida |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|