|
|
|
|

Teny iditra1 dikaina
Fototeny  2dika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io.
5Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka.
6Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga!.
7Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina.
8Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to be overstepped, to be translated. [1.2]
10to be crossed by something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11dont on s'est écarté. [1.8]
Ohatra  12 Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#]
13 Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#]
14 Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02