|
|
|
|

Teny iditra1 vikina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a jump, a leap. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5saut. [1.20]
6saut, bond. [1.8]
Ohatra  7 Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
8 Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  28vokina, vokona
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  31 ankivy, 32 kivina, 33 vañiky, 34 vikina, 35 vinaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02