|
|
|
|

Teny iditra1 voadika
Fototeny  2dika
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4overstepped, crossed; translated, as words from one language into another. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5franchi, transgressé, traduit, transcrit. [1.3#103]
Ohatra  6 Na aiza na aiza hamakiana ireo andalana ireo -na dia voadika amin' ny fitenim-pire-nena hafa aza - dia ho fantatra avy hatrany fa " ma/ [2.313#]
7 izay voadika amin' ny tenim-pirenena maro, " koa nahoana, hoy ihany ny mpanoratra, no tsy mba hahazo izany amin' ny tenin-drazany ny mpamaky malagasy? [2.528#]
Haiendriteny 
8 Ny lasa :
Tovy hevitra  9dinika

Fivaditsoratra  10 kavodia, 11 voadika, 12 voakady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12