|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midika |
| Fototeny | 2dika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manan-kevitra hoe...: Ny fanginako tsy midika ho fiavonavonana velively fa tsy manan-ko-lazaina fotsiny aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to perform the ceremony of carrying a corpse over cattle killed for the occasion, or over slaves ling on the ground.
6to perform the directions of the sikidy on the administration of the tangena ordeal. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 madiky, 12 midika, 13 mikady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|