|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 borozano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3jereo borizano.
[0] |
| Ohatra |
4 Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena.
[2.499#]
5 Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437#] 6 Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5] |
| Tsipelina hafa | 7borizany, borizano, borozany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|