|
|
|
|

Teny iditra1 borozany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo borizano. [0]
Ohatra  4 ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; [2.59#]
5 Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366#]
Tsipelina hafa  6borizany, borizano, borozano

Fivaditsoratra  7 borizano, 8 borozany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12