|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bitsika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound.
5[Mal. 6Bisik.]. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 27 bitsika |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29Kely dia kely, pitiny kely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30same as bitika, boritika, etc..
[1.2#92] |
| Teny iditra (3/3) | 31 -bitsika |
| Sokajin-teny | 32 endritenin' ny hoe vitsika |
| Ohatra |
33 Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
[1.357#98]
34 Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|