|
|
|
|

Teny iditra1 bitika
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo..
4Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ.
5(Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom.. [1.2]
7diminutive, tiny; cf.
8kitika. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9très petit. [1.3, 1.8]
10une quantité infime, chétif. [1.3]
Ohatra  11 Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
12 Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
13 Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
15 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  21bititika
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 bitaky, 25 bitika, 26 kabity, 27 tibaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02