|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 boritika |
| Fototeny | 2bitika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitovy hevitra amin' ny bolitika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5small, minute.
6See bitika, kitika. [1.2] |
| Tovy hevitra | 7bitika, bolitika, kitika |
| Kamban-teny rehetra | 8kely boritika |
| Teny iditra (2/2) | 9 boritika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(de bo : préfixe augmentatif et ritika : de petite taille mais appréciée ; racine très ancienne qui ne s'emploie plus guère en Imerina).
12Nom d'une variété de riz, Oryza sativa L. 13(Poaceae), à très petits grains. 14Encore nommé tsiporitika. 15Un proverbe ancien dit : raha mandritika ahy, mba ritihiko ; celui qui me tient en considération, je l'honore. 16C'est une des rares expressions où cette racine se retrouve en malgache moderne.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|