|
|
|
|

Teny iditra1 binitsika
Fototeny  2bitsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao teo ?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on a chuchoté, à qui ou a parlé bas, qu'on a entraîné. [1.3#82]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voabitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12