|
|
|
|

Teny iditra1 fibitsihana
Fototeny  2bitsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitenenana malemy dia malemy eo am-poto-tsofin' olona mba tsy handrenesan' olon-kafa izay lazaina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12