|
|
|
|

Teny iditra1 barandro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3anarana enti-milaza ny toaka amin' ny faritany sasantsasany. [1.1]
4toaka. [Betsileo] [2.69#80]
Fanazavàna teny frantsay  5rhum. [Betsileo] [1.3]
6(de bary (betsil.)).
7Quand le seigneur s'enivrait on ne devrait pas dire qu'il était mamo (ivre) comme le commun des mortels ; cela aurait été irrévérencieux ; on disait (« bary ny Hova »).
8D'où les noms de barandro ou bariandro, donnés à un alcool obtenu en distillant le jus de canne (ranompary) fermenté en présence de divers ingrédients, notamment des morceaux d'écorce de rotra et de raibosy, censés faciliter la fermentation.
9L'ensemble des ingrédients ainsi ajoutés portait le nom de laro.. [Merina] [1.196]
Ohatra  10 Izaho koa tsy mba misotro barandro, fa raha mikasika ny vavako ihany aza izany. [2.69#80]
Voambolana  11 Toe-karena: hanina
Mpanahaka  12 barisa, 13 betsabetsa, 14 toaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31