|
|
|
|

Teny iditra1 fanatodizana
Fototeny  2atody
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4la ponte, le lieu, l'époque. [1.3#62]
Ohatra  5 fanatodizam-papango sy fiteraham-boromahery. [2.69]
6 Edrey izato izy amin' ny lohany boribory be efa sola roatoko sy ny somotra tsy diavin-kareza ary angamba fanatodizan' ny hao. [2.285#299]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12