|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatody |
| Fototeny | 2atody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to lay eggs..
[1.2] 5to lay an egg. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6pondre un oeuf.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy misy milina manatody izany.
[2.117#]
8 Ka manatody io vorona io, ka efa ho foy. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13biby manatody |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 domatina, 16 manatody, 17 montadia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|