|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/11) | 1 arỳ |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4there, yonder, signifying a distant place not seen..
[1.2] 5there far away (not in sight). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas.
[1.3] 7là-bas (loin, pas visible). [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Toerana |
| Mpanahaka | 13 any, 14 ao, 15 ary, 16 aroa, 17 aty, 18 ato, 19 atsy, 20 eny, 21 eo, 22 ery, 23 eroa, 24 ety, 25 eto, 26 etsy |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/11) | 28 ary |
| Sokajin-teny | 29 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
30Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry.
31/ Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. 32/ Mihinana sy misotro ary mandihy. 33Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra. 34Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35and.
36Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. 37It is like the word and used in commencing English sentences.. [1.2] 38and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. 39Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy.
41Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb. [1.8] |
| Teny iditra (3/11) | 42 àry |
| Sokajin-teny | 43 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
44Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
45then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then.
46It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47donc.
48Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!). [1.3] 49donc. [1.5] |
| Kamban-teny rehetra | 50aoka ary |
| Teny iditra (4/11) | 51 ary |
| Sokajin-teny | 52 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
53any.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/11) | 54 ary |
| Sokajin-teny | 55 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
56Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary.
57Manana: Efa ary nify ny zanako. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
58existed, formed, produced; being..
[1.2] 59made, created, brought into being. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
60créé, qui existe.
[1.3, 1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 68Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Teny iditra (6/11) | 69 ary |
| Sokajin-teny | 70 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
71Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
72action de rejeter.
[1.3, 1.5] 73action d'abandonner, de perdre. [1.3] 74action de jeter. 75Variant: are. [1.14] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 79Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (7/11) | 80 ary |
| Sokajin-teny | 81 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
82taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
83the milt, the spleen.
84Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
85la rate.
[1.3] |
| Voambolana | 86 Haiaina |
| Mpanahaka | 87 arinkena |
| Teny iditra (8/11) | 88 ary |
| Sokajin-teny | 89 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
90nonon'omby, tohatra.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (9/11) | 91 ary |
| Sokajin-teny | 92 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
93fiverenana ilalana.
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (10/11) | 94 ary |
| Sokajin-teny | 95 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
96Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève.
97On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés. 98manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. 99ceux des palmiers, quand on les perce. 100manary ronono : sécréter du latex.. 101 : Ficus sp. ; également appelé ary-voara. [Taisaka] 102(contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. 103(Euphorbiaceae).. [Taimoro, Taisaka] [1.196] |
| Voambolana | 104 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 105Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (11/11) | 106 ary |
| Sokajin-teny | 107 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
108jereo ariary.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 109 ary, àry, arỳ, 110 ira, irà, 111 ray, 112 ria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|