|
|
|
|

Teny iditra1 fahariana
Fototeny  2ary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul). [1.3]
Ohatra  5 Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina [2.59#]
Voambolana  6 Filôzôfia
Lahatsoratra  7Randzavola: fahariana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  8 fahariana, 9 fiarahana, 10 ifaharana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12